Proverbs : angivy

Proverb4213 Mikantoy valana karaha ron' angivy . [Samson 1965 #M114]

Proverb6365 Ron’ angivy : tsy madilo asetra . [Samson 1965 #R47]

Proverb8194 Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanahy . [Samson 1965 #V50]

Proverb8265 Voan’ angivy ny olombelona : tsy miarak’ antitra . [Samson 1965 #V71]

Index