Proverbs : androbe

Proverb5035 Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka , vao manala baraka. [Veyrières 1913]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [Cousins 1871]
Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka , vao manala baraka. [Veyrières 1913]
Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [Cousins 1871]
Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [Rinara 1974 #2944]
French translation La stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [Veyrières 1913 #2101]

Index