Entry | 1 fahalainana |
Root | 2 laina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy fahazotoa-miasa; tsy fahazotoan-komana [1.1] |
Explanations in English |
5 unwillingness, laziness [1.7] |
Explanations in French |
6 paresse, indifférence [1.8] |
Examples |
7 Tsy nisy intsony ny fahalainana hitsangana amin' ny famoham-baravarana isan' alina.
[2.470#]
8 fa mandrese ny laina, fa ny fahalainana, no fahavalo mandresy ny raharaha toko ho vita rehetra. [2.59#] |
All compound words |
|
Vocabulary | 10 Emotions |
Synonyms | 11 halainana |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fahalainana |
Anagrams | 13 fahalainana, 14 fahalaniana, 15 fahalianana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |