Index

Proverbs : Andriananahary

Proverb 1Raha hianao no miteny : hetsika Andriananahary, fa raha olona kosa no miteny : tangena ambony varavarana. [2.558 #3570]
Raha hianao no miteny: Hetsika Andriananahary; fa raha olona: Tangena ambony varavarana. [2.653]
Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriamanitra ; fa raha ho an' olona, tangena ambonin' ny varavarana. [2.415 #856]
Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriananahary; fa raha ho an' olona, tangena ambonin' ny varavarana. [2.165 #78]
French translationPour accomplir vos désirs Dieu se remue ; mais quand il s' agit d'un autre, le tanguin est au-dessus de la porte. [2.415]
Pour accomplir votre désir à vous, vous pensez que Dieu se remuera; mais pour un autre, le tanguin (poison) est au-dessus de la porte. [2.165]

Proverb 2Tsy misy tsy fantatr' Andriamanitra, saingy minia miondrika izy. [2.165 #17]
Tsy misy tsy fantatr' Andriananahary, fa saingy minia miondrika izy. [2.415 #59]
Tsy misy tsy fantatr' Andriananahary, fa saingy miondrika izy. [2.415 #59]
Tsy misy tsy fantatr' ilay Nanahary, fa minia miondrika izy. [2.558 #308]
Tsy misy tsy fantatr' Ilainanahary, saingy minia miondrika izy. [2.653]
Tsy misy tsy fantatr' Ilainanahary, sangy minia miondrika izy. [2.415 #692]
French translationIl n' y a rien d' inconnu pour Dieu, mais il veut parfois baisser la tête et ignorer, pour ne pas punir. [2.415 #59]
Il n' y a rien qui soit ignoré de Lainanahary, mais il fait exprès de baisser la tête pour avoir l' air d' ignorer. [2.415 #692]
Rien n' est caché à Dieu, quoiqu' il veuille bien se pencher (comme pour voir ce que font les hommes). [2.165]
French interpretationApplication, faite à Dieu, des paroles dites par le roi Andrianampoinimerina, de son fils. [2.415 #59]
Le roi Andrianampoinimerina disait ces paroles d'un de ses fils qui se taisait prudemment ; on les appliqua dans la suite aux personnes haut placées et sachant se taire. [2.415 #692]

Index