Entry saingy
Part of speech noun
Malagasy definition Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian' ny tena. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

Entry saingy
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition Fa: Nanitsy azy ny vato, saingy niondrika izy ka tsy voa
Mitovy hevitra: faingy ~ kango ~ kanjo ~ nefa ~ sangy [Rajemisa 1985]
English definition except that, however [Hallanger 1973]
French definition sauf que, cependant [Hallanger 1974]
Analogues  fa ~ kanjo ~ nefa

Updated on 2012/08/28