Index

Proverbs : anapahana

Proverb 1Ny teny : raha fohy loatra akodiadian' ny olona, raha lava loatra anapahany. [2.558 #3290]

Proverb 2Sadikan’ Indriantsa : ny lava nitohizana, ny fohika nanapahana. [1.147 #S3]

Index