Index

Proverbs : ambavafo

Proverb Mitono manao mantamanta; mahandro manao lozodozotra; ka ny atao ihany no mankarary am-bavafo. [Houlder 1895]
Mitono manao mantamanta, mahandro manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary. [Rinara 1974 #2480]
Mitono, manao mantamanta; mahandro, manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary am-bava-fo. [Cousins 1871]
French translation Si en grillant dans le feu, ou en cuisant dans la marmite, on ne fait cuire qu' à demi, on aura mal à l' estomac par son fait. [Houlder 1895]

Index