Proverbs : alofo

Proverb5142 Ny hafaditra ny marary ka tsisy, fa ny halofo ny maty ka misy. [Samson 1965 #N9]

Proverb5790 Ñy hafady marary tsy misy, ka ñy halofo faty ka misy. [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Ny hatao faditra ho an' ny marary tsy misy, ka ny halofo faty misy. [Houlder 1895]

Index