Index

Proverbs : akifika

Proverb Tiana ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Rinara 1974 #4135]
Tiana ny zanaka ; nefa raha manaikitra ny nono, akifika. [Veyrières 1913 #942]
Tsy misy mamy hoatry ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Houlder 1895 #1891]
Tsy misy mamy ohatra ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Rinara 1974, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza fa na dia izay tiana indrindra aza, raha tafaohatra ny toetra asehony dia akipaka. [Rajemisa 1985]
French translation La mère aime son enfant, mais lorsqu' il lui mord le sein en tétant, elle l' écarte. [Veyrières 1913 #942]
Rien n' est plus précieux (litt. doux) qu' un enfant, mais quand il mord le sein on le repousse. [Houlder 1895]
French interpretation Se disait des gens ingrats envers leurs bienfaiteurs ; se disait surtout pour montrer que l' affection ne doit pas empêcher les corrections et les réprimandes. [Veyrières 1913 #942]

Proverb Tsy misy mamy noho ny zanaka ; fa raha manaikitra ny nono, akifika. [Cousins 1871 #3528, Nicol 1935 #180]
French translation Rien qui ne soit plus cher que l’enfant; mais s’il mord la mamelle, on l’écarte. [Nicol 1935 #180]

Index