| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 21.30 | And out of the tribe of Asher>, Mishal> with her suburbs, Abdon with her suburbs, | ary avy tamin' ny firenen' i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy | Avy amin' ny fokon' i Asera: Masala sy ny manodidina azy, Abdona sy ny manodidina azy, | De la tribu d' Asher>, Mishéal> et ses pâturages, Abdôn et ses pâturages, | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 12.13 | And after him Abdon the son of Hillel>, a Pirathonite>, judged Israel>. | Ary Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy. | Taorian' izy io, dia Abdòna, zanak' Ilela, avy any Faratòna, no mpitsara tamin' Israely. | Après lui Abdôn, fils de Hillel> de Piréatôn>, fut juge en Israël>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 12.15 | And Abdon the son of Hillel> the Pirathonite> died, and was buried in Pirathon> in the land of Ephraim>, in the mount of the Amalekites>. | Dia maty Abdona, zanak' i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin' ny tanin' ny Efraima any amin' ny tany havoan' ny Amalekita. | Nandritra ny valo taona izy no mpitsara tamin' Israely. | Puis Abdôn, fils de Hillel> de Piréatôn>, mourut et il fut enseveli à Piréatôn>, au pays d'Éphraïm>, dans la montagne des Amalécites>. | 
| Mts / Mpits 12.16 |  |  | Rahefa izany dia maty Abdòna zanak' Ilela, avy ao Faratòna, ka nalevina tao Faratòna amin' ny tanin' i Efraima any amin' ny tendrombohitry ny Amalesita. |  | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 6.59 | And Ashan> with her suburbs, and Bethshemesh> with her suburbs: | ary ny avy tamin' ny firenen' i Asera dia Masala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy | avy amin' ny fokon' i Asera: Masala, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; | sur la tribu d' Asher>, Mashal> et ses pâturages, Abdôn et ses pâturages, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.23 | And Abdon, and Zichri>, and Hanan>, | sy Abdona sy Zikry sy Hanana | Abdona, Zekria, Hanàna, | Abdôn, Zikri>, Hanân>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.30 | And his firstborn son Abdon, and Zur>, and Kish>, and Baal>, and Nadab>, | ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, | Abdona no zanany lahimatoa, dia Soara, Kisa, Baala, Nadaba, | son fils premier-né Abdôn, ainsi que Çur>, Qish>, Baal>, Ner>, Nadab>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 9.36 | And his firstborn son Abdon, then Zur>, and Kish>, and Baal>, and Ner>, and Nadab>. | ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba, | Ary Abdona no zanany lahimatoa, dia Sora, Kisa, Baala, Nera, Nadaba, | et son fils premier-né Abdôn, ainsi que Çur>, Qish>, Baal>, Ner>, Nadab>, | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 34.20 | And the king commanded Hilkiah>, and Ahikam> the son of Shaphan>, and Abdon the son of Micah>, and Shaphan> the scribe, and Asaiah> a servant of the king' s, saying, | sady nandidy an' i Hilkia sy Ahikama, zanak' i Safana, sy Abdona, zanak' i Mika, sy Safana mpanoratra ary Asaia, mpanompon' andriana, ka nanao hoe: | ka nanome didy an' i Helkiasa, Ahikama zanak' i Safàna, Abdòna zanak' i Mikà, Safàna mpanoratra, ary Asaà mpanompon' ny mpanjaka hoe: | Il donna cet ordre à Hilqiyyahu>, à Ahiqam> fils de Shaphân>, à Abdôn fils de Mika>, au secrétaire Shaphân> et à Asaya>, ministre du roi : |