|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony [1.1]
4 [Antambahoaka+Tanosy] rahona [1.78]
Vocabulary  5  Meteorology

Entry (2/2) 6  Mika
Part of speech  7  name (biblical book)
Explanations in Malagasy  8 Mika, Mikea: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Explanations in English  9 Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French  10 Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Examples  11  Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38#671]
Vocabulary  12  Holy Scriptures
Synonyms  13 mikea
Article  14 Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 kima, 16 Makì, 17 maky, Maky, Mika, mika

Updated on 2026/04/23