| 
|   | 
The Gospel according to Matthew | 
Matio | 
Matio | 
L'Évangile selon Saint Matthieu | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 4.21 | 
And going on from thence, he saw other two brethren, James> the son of Zebedee, and John> his brother, in a ship with Zebedee their father, mending their nets; and he called them. | 
Ary raha mbola nandroso Izy, dia nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak' i Zebedio, sy Jaona rahalahiny, izay niara-nipetraka tamin' i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony; ary niantso azy mirahalahy Izy. | 
Dia mbola nandroso ihany izy, ka nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahiny izay teo an-tsambo niaraka tamin' i Zebede rainy, nanamboatra ny haratony; ary nantsoiny izy mirahalahy. | 
Et avançant plus loin, il vit deux autres frères, Jacques>, fils de Zébédée, et Jean> son frère, dans leur barque, avec Zébédée leur père, en train d' arranger leurs filets ; et il les appela. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 10.2 | 
Now the names of the twelve apostles are these; The first, Simon>, who is called Peter>, and Andrew> his brother; James> the son of Zebedee, and John> his brother; | 
Ary izao no anaran' ny Apostoly roa ambin' ny folo lahy: Ny voalohany, Simona, izay atao hoe Petera, dia Andrea rahalahiny; Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona rahalahiny; | 
Ary ireto no anaran' ny Apostoly roa ambin' ny folo lahy: Ny voalohany dia Simona izay atao hoe Piera, dia Andre rahalahiny, | 
Les noms des douze apôtres sont les suivants : le premier, Simon> appelé Pierre>, et André> son frère ; puis Jacques>, le fils de Zébédée, et Jean> son frère ; | 
| Mat / Mt 10.3 | 
Philip>, and Bartholomew>; Thomas>, and Matthew> the publican; James> the son of Alphaeus>, and Lebbaeus>, whose surname was Thaddaeus>; | 
Filipo sy Bartolomeo; Tomasy sy Matio mpamory hetra; Jakoba, zanak' i Alfeo, | 
Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahiny, Filipo sy Bartelemy, Tomà sy Matio ilay poblikàna, Jakoba zanak' i Alfe sy Tade, | 
Philippe> et Barthélemy> ; Thomas> et Matthieu> le publicain ; Jacques>, le fils d' Alphée>, et Thaddée> ; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 20.20 | 
Then came to him the mother of Zebedees> children with her sons, worshipping him, and desiring a certain thing of him. | 
Ary tamin' izany dia nanatona an' i Jesosy ny renin' ny zanak' i Zebedio mbamin' ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy. | 
Ary tamin' izany nanatona azy ny renin' ny zanak' i Zebede mbamin' ny zanany lahy, ka nitsaoka azy ary nangataka zavatra taminy. | 
Alors la mère des fils de Zébédée s' approcha de lui, avec ses fils, et se prosterna pour lui demander quelque chose. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 26.37 | 
And he took with him Peter> and the two sons of Zebedee, and began to be sorrowful and very heavy. | 
Ary nitondra an' i Petera mbamin' izy roa lahy zanak' i Zebedio Izy, dia nalahelo am-po sy ory indrindra. | 
Ary nitondra an' i Piera sy izy roalahy zanak' i Zebede hiaraka aminy izy, dia nanomboka nozoin' alahelo sy fahoriana mafy. | 
Et prenant avec lui Pierre> et les deux fils de Zébédée, il commença à ressentir tristesse et angoisse. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 27.56 | 
Among which was Mary> Magdalene>, and Mary> the mother of James> and Joses>, and the mother of Zebedees> children. | 
Isan' ireny Maria Magdalena sy Maria, renin' i Jakoba sy Josesy, ary ny renin' ny zanak' i Zebedio. | 
anisan' ireo Maria Madelena, sy Maria renin' i Jakoba sy Josefa, ary ny renin' ny zanak' i Zebede. | 
entre autres Marie> de Magdala>, Marie>, mère de Jacques> et de Joseph>, et la mère des fils de Zébédée. | 
  | 
|   | 
The Gospel according to Mark | 
Marka | 
MarbibleData.01.016.srcka | 
L'Évangile selon Saint Marc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 1.19 | 
And when he had gone a little farther thence, he saw James> the son of Zebedee, and John> his brother, who also were in the ship mending their nets. | 
Ary rehefa nandroso kelikely Izy, nahita an' i Jakoba, zanak' i Zebedio, Jaona rahalahiny, izay teo an-tsambokely koa namboatra ny haratony. | 
Nony nandeha kelikely izy, dia nahita an' i Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahiny, izay teo an-tsambo kely koa nanamboatra ny haratony. | 
Et s' avançant un peu, il vit Jacques>, fils de Zébédée, et Jean> son frère, eux aussi dans leur barque en train d' arranger les filets ; | 
| Mar / Mk 1.20 | 
And straightway he called them: and they left their father Zebedee in the ship with the hired servants, and went after him. | 
Dia niantso azy niaraka tamin' izay Izy; ary izy mirahalahy nandao an' i Zebedio rainy teo an-tsambokely mbamin' ny olona nokaramainy, ka dia nanaraka an' i Jesosy. | 
Dia niantso azy niaraka tamin' izay izy, ka nilaozan' izy mirahalahy teo an-tsambo keliny Zebede rainy sy ny mpikaramany, fa lasa nanaraka an' i Jeso izy. | 
et aussitôt il les appela. Et laissant leur père Zébédée dans la barque avec ses employés, ils partirent à sa suite. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 3.17 | 
And James> the son of Zebedee, and John> the brother of James>; and he surnamed them Boanerges>, which is, The sons of thunder: | 
ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boaneryjesy, izany hoe Zana-baratra; | 
ary Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahin' i Jakoba, izay nomeny fanampin' anarana koa hoe Boaneriesy, izany hoe zana-baratra; | 
puis Jacques>, le fils de Zébédée, et Jean>, le frère de Jacques>, auxquels il donna le nom de Boanergès>, c' est-à-dire fils du tonnerre, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 10.35 | 
And James> and John>, the sons of Zebedee, come unto him, saying, Master, we would that thou shouldest do for us whatsoever we shall desire. | 
Ary Jakoba sy Jaona, zanak' i Zebedio, nanatona an' i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay angatahinay aminao. | 
Ary nanatona azy Jakoba sy Joany zanak' i Zebede ka nanao hoe: Ry Mpampianatra ô, tianay mba hataonao aminay izay hangatahinay aminao. | 
Jacques> et Jean>, les fils de Zébédée, avancent vers lui et lui disent : " Maître>, nous voulons que tu fasses pour nous ce que nous allons te demander. " | 
  | 
|   | 
The Gospel according to Luke | 
Lioka | 
Lioka | 
L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 5.10 | 
And so was also James>, and John>, the sons of Zebedee, which were partners with Simon>. And Jesus> said unto Simon>, Fear not; from henceforth thou shalt catch men. | 
Ary toy izany koa Jakoba sy Jaona, zanak' i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin' i Simona. Dia hoy Jesosy tamin' i Simona: Aza matahotra; hatramin' izao ankehitriny izao dia olona kosa no ho azonao. | 
ary toy izany koa Jakoba sy Joany zanak' i Zebede izay iray raharaha tamin' i Simona. Dia hoy Jeso tamin' i Simona: Aza matahotra, fa hatramin' izao dia hanarato olona hianao. | 
pareillement Jacques> et Jean>, fils de Zébédée, les compagnons de Simon>. Mais Jésus> dit à Simon> : " Sois sans crainte ; désormais ce sont des hommes que tu prendras. " | 
  | 
|   | 
The Gospel according to John | 
Jaona | 
Joany | 
L'Évangile selon Saint Jean | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 21.2 | 
There were together Simon> Peter>, and Thomas> called Didymus>, and Nathanael> of Cana> in Galilee>, and the sons of Zebedee, and two other of his disciples. | 
Niaraka Simona Petera sy Tomasy, izay atao hoe Didymo, sy Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak' i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa. | 
Tafaraka Simona Piera sy Tomà izay atao hoe Didimo, ary Natanaely izay avy tany Kanàn' i Galilea, mbamin' ireo zanak' i Zebede sy mpianatra roa lahy hafa koa. | 
Simon-Pierre>, Thomas>, appelé Didyme>, Nathanaèl>, de Cana> en Galilée>, les fils de Zébédée et deux autres de ses disciples se trouvaient ensemble. |