|
|
|
|

Entry (1/5) 1  andre
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Tenim-piontanana milaza:
4 -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka?
5 -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka!
6 -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1]
Explanations in English  7 an expression of astonishment. See adre, odre. [1.2]

Entry (2/5) 8  andre
Part of speech  9  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  10 [Bara] moa? Va? Angaha? [1.78]
Synonyms  11 andra

Entry (3/5) 12  andre
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 [Betsimisaraka] manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78]
Vocabulary  15  Zoology: mammals
Other spellings  16 andrehy

Entry (4/5) 17  andre
Part of speech  18  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  19 Andre, Andrea [2.996]
Explanations in English  20 Andrew [2.996]
Explanations in French  21 André [2.996]
Examples  22  Dia lasa Filipo nilaza tamin'i andre ka dia i andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso [2.996]
Vocabulary  23  Holy Scriptures
Other spellings  24 andrea, andrea
Biblical quotes  25 Chapters and verses mentioning Andre

Entry (5/5) 26  andre    
Part of speech  27  name (anthroponym) [Full list]
Combinations  28  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andre

Anagrams  andre, Andre

Updated on 2026/04/27