| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 9.26 | And Gaal> the son of Ebed came with his brethren, and went over to Shechem>: and the men of Shechem> put their confidence in him. | Dia tonga tao Gala, zanak' i Ebeda, sy ny rahalahiny ka nankany Sekema, ary ny mponina tao Sekema natoky azy. | Ary tonga niaraka tamin' ny rahalahiny Gaala, zanak' i Obeda, ka nankany Sikema izy. Natoky azy ny mponina tao Sikema, | Gaal>, fils d' Obed, accompagné de ses frères, vint à passer par Sichem> et il gagna la confiance des notables de Sichem>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 9.28 | And Gaal> the son of Ebed said, Who is Abimelech>, and who is Shechem>, that we should serve him? is not he the son of Jerubbaal>? and Zebul> his officer? serve the men of Hamor> the father of Shechem>: for why should we serve him? | Ary hoy Gala, zanak' i Ebeda: Iza moa Abimeleka, ary iza moa Sekema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobala va izy? ary tsy Zebola va no lefiny? Manompoa ny taranak' i Hamora, rain' i Sekema; fa nahoana no hanompo io isika? | Dia hoy Gaala zanak' i Obeda hoe: Iza moa Abimeleka, ary zovy moa Sikema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobaala va izy, ary tsy Zebola va no lefiny? Hianareo no manompoa ny taranak' i Emora, rain' i Sikema. Fa raha izahay, ahoana ange no hanompoanay an' i Abimeleka? | Alors Gaal>, fils d' Obed, s'écria : " Qui est Abimélek>, et qu' est-ce que Sichem>, pour que nous lui soyons asservis ? Ne serait-ce pas au fils de Yerubbaal> et à Zebul>, son lieutenant, de servir les gens de Hamor>, père de Sichem> ? Pourquoi lui serions-nous asservis, nous ? | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 9.30 | And when Zebul> the ruler of the city heard the words of Gaal> the son of Ebed, his anger was kindled. | Ary rehefa ren' i Zebola, komandin' ny tanàna, ny tenin' i Gala, zanak' i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. | Nandre ny vavan' i Gaala, zanak' i Obeda, Zebola, governoran' ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany. | Zebul>, gouverneur de la ville, apprit les propos de Gaal>, fils d' Obed, et il en fut irrité. | 
| Mts / Mpits 9.31 | And he sent messengers unto Abimelech> privily, saying, Behold, Gaal> the son of Ebed and his brethren be come to Shechem>; and, behold, they fortify the city against thee. | Dia naniraka olona mangingina tany amin' i Abimeleka izy hanao hoe: Indro, Gala, zanak' i Ebeda, sy ny rahalahiny dia tonga ato Sekema; ary, indro, mandrendrika ny ato an-tanàna hiodina aminao izy. | Nandefa iraka mangingìna tany amin' i Abimeleka izy, hilaza aminy hoe: Indro Gaala, zanak' i Obeda, tonga eto Sikema, miaraka amin' ny rahalahiny, ka mandrendrika ny tanàna hiodina aminao; | Il envoya en secret des messagers vers Abimélek>, pour dire : " Voici que Gaal>, fils d' Obed, avec ses frères, est arrivé à Sichem>, et ils excitent la ville contre toi. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 9.35 | And Gaal> the son of Ebed went out, and stood in the entering of the gate of the city: and Abimelech> rose up, and the people that were with him, from lying in wait. | Dia nivoaka Gala, zanak' i Ebeda, ka nijanona teo anoloan' ny vavahadin' ny tanàna; dia niroatra avy tao ampanotrehana Abimeleka sy ny vahoaka teo aminy. | Ary nivoaka Gaala, zanak' i Obeda, ka nipetraka teo am-bavahadin' ny tanàna. Tamin' izay dia niainga avy ao am-panotrehana Abimeleka sy ny vahoaka momba azy. | Comme Gaal>, fils d' Obed, sortait et faisait halte à l' entrée de la porte de la ville, Abimélek> et les gens qui étaient avec lui surgirent de leur embuscade. | 
| 
 | 
|  | Ruth | Rota | Rota | Livre de Ruth | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Rot Rt 4.17 | And the women her neighbours gave it a name, saying, There is a son born to Naomi>; and they called his name Obed>: he is the father of Jesse>, the father of David>. | Ary ny vehivavy namany nifidy ny anarany ka nanao hoe: Misy zazalahy teraka ho an' i Naomy; ary ny anarany nataony hoe Obeda; izy no rain' i Jese, rain' i Davida. | Ny vehivavy namany kosa nanome anarana azy nanao hoe: Nahazo zazalahy Noemì, ka nataony hoe Obeda, no anarany. Izy no rain' i Isaia, rain' i Davida. | Les voisines lui donnèrent un nom, elles dirent : " Il est né un fils à Noémi> " et elles le nommèrent Obed. C' est le père de Jessé>, père de David>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Rot Rt 4.21 | And Salmon> begat Boaz>, and Boaz> begat Obed>, | ary Salmona niteraka an' i Boaza; ary Boaza niteraka an' i Obeda; | Salmona niteraka an' i Booza, Booza niteraka an' i Obeda, | Salmôn> engendra Booz> et Booz> engendra Obed. | 
| Rot Rt 4.22 | And Obed> begat Jesse>, and Jesse> begat David>. | ary Obeda niteraka an' i Jese; ary Jese niteraka an' i Davida. | Obeda niteraka an' i Isaia, Isaia niteraka an' i Davida. | Et Obed engendra Jessé> et Jessé> engendra David>. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.12 | And Boaz> begat Obed>, and Obed> begat Jesse>, | ary Boaza niteraka an' i Obeda; ary Obeda niteraka an' i Jese; | Booza niteraka an' i Obeda, Obeda niteraka an' Isaia, | Booz> engendra Obed, et Obed engendra Jessé>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.37 | And Zabad> begat Ephlal>, and Ephlal> begat Obed>, | ary Zabada niteraka an' i Efiala; ary Efiala niteraka an' i Obeda; | Zabada niteraka an' i Oflala, Oflala niteraka an' i Obeda; | Zabad> engendra Éphlal>, Éphlal> engendra Obed, | 
| 1Tt / 1Tan 2.38 | And Obed> begat Jehu>, and Jehu> begat Azariah>, | ary Obeda niteraka an' i Jeho; ary Jeho niteraka an' i Azaria; | Obeda niteraka an' i Jehò. Jehò niteraka an' i Azariasa. | Obed engendra Yéhu>, Yéhu> engendra Azarya>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 11.46 | Eliel> the Mahavite>, and Jeribai>, and Joshaviah>, the sons of Elnaam>, and Ithmah> the Moabite>, | sy Eliala Mahavita sy Jeribay sy Josavia, zanak' i Elnama, sy Jitma Moabita | Eliela avy any Mahoma; Jeribaì sy Josaia, zanak' i Elnaema; Jetma, Noabita; Eliela sy Obeda ary Jasiela avy any Masobià. | Éliel> le Mahavite>, Yeribaï> et Yoshavya>, fils d' Elnaam>, Yitma> le Moabite>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 26.7 | The sons of Shemaiah>; Othni>, and Rephael>, and Obed, Elzabad>, whose brethren were strong men, Elihu>, and Semachiah>. | Ny zanakalahin' i Semaia dia Otny sy Refaela sy Obeda ary Elzabada mbamin' ireo rahalahiny, lehilahy mahay, dia Eliho sy Semakia. | Zanakalahin' i Semeiasa: Otnì, Refaela, Obeda, Elzabada, mbamin' ireo rahalahiny, samy lehilahy mahery fo, ary Eliò sy Samakiasa. | Fils de Shemaya> : Otni>, Rephaèl>, Obed, Elzabad>, et ses frères les vaillants Élihu> et Semakyahu>. | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| 2Tt / 2Tan 15.1 | And the Spirit of God> came upon Azariah> the son of Oded>: | Ary ny Fanahin' Andriamanitra tonga tamin' i Azaria, zanak' i Odeda; | Tonga tamin' i Azariasa zanak' i Obeda ny Fanahin' Andriamanitra | L' esprit de Dieu> vint sur Azaryahu>, fils d' Oded>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 15.8 | And when Asa> heard these words, and the prophecy of Oded> the prophet, he took courage, and put away the abominable idols out of all the land of Judah> and Benjamin>, and out of the cities which he had taken from mount Ephraim>, and renewed the altar of the Lord>, that was before the porch of the Lord>. | Ary raha ren' i Asa izany teny izany sy ny faminanian' i Odeda mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. | Nony nandre izany teny izany, dia ny faminanian' i Obeda mpaminany, Asà, dia nihenjana, ka nesoriny avokoa ny fahavetavetana rehetra tamin' ny tanin' i Jodà sy Benjamina ary ny tanàna azony tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima, sady nohavaoziny ny otelin' ny Tompo teo anoloan' ny alo-baravaran' ny Tompo. | Quand Asa> entendit ces paroles et cette prophétie, il se décida à faire disparaître les horribles idoles de tout le pays de Juda> et de Benjamin> et des villes qu' il avait conquises dans la montagne d'Éphraïm>, puis il remit en état l' autel de Yahvé> qui se trouvait devant le Vestibule> de Yahvé>. | 
| 2Tt / 2Tan 23.1 | And in the seventh year Jehoiada> strengthened himself, and took the captains of hundreds, Azariah> the son of Jeroham>, and Ishmael> the son of Jehohanan>, and Azariah> the son of Obed, and Maaseiah> the son of Adaiah>, and Elishaphat> the son of Zichri>, into covenant with him. | Ary tamin' ny taona fahafito Joiada nitombo hery ka nanao fanekena tamin' ny mpifehy zato, dia Azaria, zanak' i Jerohama, sy Isimaela, zanak' i Johanana, sy Azaria, zanak' i Obeda, sy Mahaseia, zanak' i Adaia, ary Elisafata, zanak' 1 Zikry. | Tamin' ny taona fahafito, rahefa niha-nahery Joiadà dia nalainy ho mpikambana aminy ny tompon-jato Azariasa zanak' i Jerohama, Ismaela zanak' i Johanàna, Azariasa zanak' i Obeda, Maasiasa zanak' i Adaiasa, ary Elisafata zanak' i Zekrì. | La septième année, Yehoyada> se décida. Il envoya chercher les officiers de centaines, Azarya> fils de Yeroham>, Yishmaèl> fils de Yehohanân>, Azaryahu> fils d' Obed, Maaséyahu> fils d' Adayahu>, Élishaphat> fils de Zikri>, qui étaient liés à lui par un pacte. | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 8.6 | Of the sons also of Adin>; Ebed the son of Jonathan>, and with him fifty males. | Ebeda, zanak' i Jonatana, avy tamin' ny taranak' i Adina, mbamin' ny namany dimam-polo lahy; | tamin' ny taranak' i Adàna, Hebeda zanak' i Jonatàna, mbamin' ireo dimampolo lahy izay niaraka taminy; | des fils de Adîn> : Ebed, fils de Yonatân>, et avec lui 50 mâles; | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Matthew | Matio | Matio | L'Évangile selon Saint Matthieu | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 1.5 | And Salmon> begat Booz> of Rachab>; and Booz> begat Obed> of Ruth>; and Obed> begat Jesse>; | ary Salmona niteraka an' i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an' i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an' i Jese; | Salmona niteraka an' i Booza tamin' i Rahaba; Booza niteraka an' i Obeda tamin' i Rota; Obeda niteraka an' i Jese; Jese niteraka an' i Davida mpanjaka. | Salmon> engendra Booz>, de Rahab>, Booz> engendra Jobed>, de Ruth>, Jobed> engendra Jessé>, | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Luke | Lioka | Lioka | L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 3.32 | Which was the son of Jesse>, which was the son of Obed>, which was the son of Booz>, which was the son of Salmon>, which was the son of Naasson>, | zanak' i Jese, zanak' i Obeda, zanak' i Boaza, zanak' i Salmona, zanak' i Nahasona, | zanak' i Jesè, zanak' i Obeda, zanak' i Booza, zanak' i Salmona, zanak' i Naasona, | fils de Jessé>, fils de Jobed>, fils de Booz>, fils de Sala>, fils de Naasson>, |