<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:17 | And he said, Open the window eastward. And he opened it. Then |
Ary hoy izy: Vohay ny varavarankely atsinanana. Ary dia novohany. Dia hoy Elisa: Alefao. Ka dia nalefany. Ary hoy izy: Zana-tsipìkan' ny famonjen' i Jehovah, dia zana-tsipìkan' ny famonjena hahavoa ny Syriana! fa hamely ny Syriana ao Afeka ianao mandra-pandringanao azy. | Vohay ny varavaran-kely tandrifin' ny atsinanana, dia namoha izy; ary hoy Elisea: Mandefasa zana-tsipìka iray; ka nandefa zana-tsipìka iray izy; dia nataon' i Elisea hoe: Zana-tsipìkan' ny famonjena avy amin' ny Tompo iny, dia zana-tsipìkan' ny famonjena hamelezana ny Siriana. Fa hamely ny Siriana ao Afeka hianao, mandra-paharingany. | puis il dit : "Ouvre la fenêtre vers l' orient", et il l' ouvrit. Alors |