<-
->

1Mp 9:21 Their children that were left after them in the land, whom the children of Israel also were not able utterly to destroy, upon those did Solomon levy a tribute of bondservice unto this day. dia ny taranany izay sisa nandimby azy teo amin' ny tany, izay tsy azon' ny Isiraely naringana avokoa, no nampanaovin' i Solomona fanompoana mandraka androany. dia ny taranaka nandimby azy ireo tamin' ny tany, izay tsy azon' ny zanak' Israely natao anatema, no nalain' i Salomona ho andevo mpanao fanompoana, dia mbola toy izany ireo mandrak' androany. leurs descendants restés après eux dans le pays, ceux que les Israélites n' avaient pas pu vouer à l' anathème, Salomon les leva comme hommes de corvée servile ; ils le sont encore.