<-
->

1Mp 2:33 Their blood shall therefore return upon the head of Joab, and upon the head of his seed for ever: but upon David, and upon his seed, and upon his house, and upon his throne, shall there be peace for ever from the Lord. Eny, ny ran' izy roa lahy ireo hitsingerina amin' ny lohan' i Joaba sy ny lohan' ny taranany mandrakizay; fa amin' i Davida sy ny taranany sy ny mpianakaviny ary amin' ny seza fiandrianany kosa dia hisy fiadanana mandrakizay avy amin' i Jehovah. Ka ny lohan' i Joaba sy ny lohan' ny taranany hatrany hatrany no hitsingerenan' ny ràn' izy roa lahy ireo. Fa ny ho an' i Davida sy ny taranany mbamin' ny fianakaviany aman-tseza fiandrianany kosa, dia fiadanana lalandava avy amin' ny Tompo! Que leur sang retombe sur la tête de Joab et de sa postérité à jamais, mais que David et sa postérité et sa dynastie et son trône aient toujours la paix par Yahvé ! "