<-
->

1Mp 2:24 Now therefore, as the Lord liveth, which hath established me, and set me on the throne of David my father, and who hath made me an house, as he promised, Adonijah shall be put to death this day. Koa ankehitriny, raha velona koa Jehovah, Izay nampitoetra sy nametraka ahy teo amin' ny seza fiandrianan' i Davida raiko sady nanome ahy fara handimby araka izay nolazainy, dia hatao maty anio ihany Adonia. Koa ankehitriny, velona Iaveh ilay nampiorina sy nampipetraka ahy eo amin' ny seza fiandrianan' i Davida raiko, sady nanorina trano ho ahy, araka ny voalazany rahateo, dia hovonoin-ko faty anio ihany Adoniasa. Eh bien, par Yahvé vivant, qui m' a confirmé et fait asseoir sur le trône de mon père David et qui lui a donné une maison comme il avait promis, aujourd' hui même Adonias sera mis à mort. "