|
|
|
|

Entry (1/2) 1  zara
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
19 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary?
20 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
Explanations in English  21 a lot, a share
22 a division [1.7]
Explanations in French  23 part, lot; partage [1.8]
24 division, quotient [1.13]
Examples  25  Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69#218]
26  Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472#119]
Combinations  27  30 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zara
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 29  Zara
Part of speech  30  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  31 Zara [2.996]
Explanations in English  32 Zerah [2.996]
Explanations in French  33 Zérah [2.996]
Examples  34  Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996]
Vocabulary  35  Holy Scriptures
Synonyms  36 zera
Biblical quotes  37 Chapters and verses mentioning Zara
Article  38 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara

Anagrams  39 Arza, 40 raza, zara, Zara

Updated on 2026/08/06