Entry | 1 Baiboly |
Part of speech | 2 name (book title) |
Vocabulary |
3 Holy Scriptures |
Explanations in Malagasy |
4 Ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. [1.38#115] 5 Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao [1.1] |
Explanations in English |
6 The Scriptures, the Bible [1.2] |
Explanations in French |
7 Nom que les Protestants donnent à la Bible [1.3] |
Examples |
8 Mamaky ny baiboly ny sasany. [2.445] 9 Mba nomena baiboly izy hamaky. [2.356] 10 Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny baiboly. [2.528] 11 dia ny mampiely baiboly homena ny olona tahanana baiboly; [2.59] 12 Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny baiboly ny anaran-dRadama. [2.649] |
Synonyms | 13 biblia |
Titles |
|
Article |
17 Randzavola: Baiboly |
Updated on 2024/01/22 |