|
|
|
|

Entry 1  mampizara
Root  2 zara
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in French  [1.3#868]
Examples  7  Ny mampizara ny fijery dia ny toerana niavian' ny Malagasy mainty hoditra : avy any Azia hoy ny sasany, avy any Afrika, hoy ny hafa. [2.508#12]
8  Nony tonga anefa ny Vazaha sy ny Fivavahana Kristiana ka narodany io efitra nampizara io, ireo efa maivoky ny lahasa dia niezaka mba hitovy amin' ny Malagasy afaka toa azy; [2.285#113]

Updated on 2026/09/04