| Entry | 1 mifampizara |
| Root | 2 zara |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in French |
[1.3#868] |
| Examples |
7 nifampizara ny hetahetany ry zareo.
[1.369]
8 Nony tonga teny an-tanimboly, nifampizara asa izahay. [2.117#20] 9 Fa mila mijery hatrany ny fotoana ahafahana mifanakalo hevitra, mifampizara, maneho, ary manampy ireo olona hisaina sy hiasa miaraka ianareo. [2.424] |
| Updated on 2026/09/04 |
|