|
|
|
|

Entry 1  zanaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby
22 Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola
23 Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo [1.1]
Explanations in English  24 a child, offspring; the young of animals [1.7]
Explanations in French  25 fils, fille [1.54]
26 enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
27 (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). [1.196]
28 [Sakalava-Mayotte] enfant [1.405]
Examples  29  Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4#64]
Analogs  30  dimby, 31  solo, 32  solofo, 33  taranaka, 34  teradranona, 35  tsy, 36  zaza, 37  zaza
Combinations  38  101 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zanaka
Proverbs  39  Proverbs containing that word

Anagrams  40 ankaza, 41 kazaña, kazana, zanaka

Updated on 2026/08/18