| Entry | 1 manjanaka |
| Root | 2 zanaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny
9 Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza [1.1] |
| Explanations in English |
10 to put money out at interest
[1.7] |
| Explanations in French |
11 prendre à intérêt
[1.3] 12 prendre l'argent à intérêt [1.8] |
| Combinations | 13 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manjanaka |
| Anagrams | 14 mananjaka, mañanjaka, manjanaka |
| Updated on 2026/08/18 |
|