|
|
|
|

Entry 1  taranaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  10 Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy
11 Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity
12 Zaza natsangana mahazo mandova [1.1]
Explanations in French  13 génération, lignée [1.54]
Examples  14  Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. [2.996]
15  Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#]
16  Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#]
Vocabulary  17  Relationships: family
Combinations  18  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word taranaka
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21