|
|
|
|

Entry (1/2) 1  very
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
5  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay
19 Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako
20 (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona
21 Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [1.1]
Explanations in English  22 lost
23 reduced to slavery [1.7]
Explanations in French  24 perdu
25 (autrefois) réduit en esclavage [1.8]
Examples  26  Aiza izy no very? [1.318]
27  Vereza|very izay ho Vereza|very! [2.285#318]
28  Kapiteny, very isika! [2.471#71]
Analogs  29  diso lalana, 30  diso toerana, 31  maniasia, 32  mirenireny, 33  nafoy, 34  sira latsaka andrano, 35  tsy hita, 36  tsy mahita lalana, 37  very an-tsavony, 38  very faty, 39  very momoka, 40  very poka, 41  very sioka, 42  very tadidy, 43  voan' ny tamberintany
Combinations  44  45 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word very
Proverbs  45  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 46  very    
Part of speech  47  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  48 tokoa [1.32, 1.17, 1.28]
49 indrindra [1.32, 1.17]

Anagrams  50 revy, very

Updated on 2026/04/22