|
|
|
|

Entry 1  mamery
Root  2 very
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany
9 Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1]
Explanations in English  10 to ruin; to sell into slavery [1.7]
Explanations in French  11 réduire en esclavage, ruiner [1.8]
Examples  12  Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy. [2.649#]
13  Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny. [2.643#]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamery
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21