|
|
|
|

Entry (1/2) 1  vaky
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  23 Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko
24 Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha
25 Miseho: Vaky masoandro
26 Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony
27 Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1]
Explanations in English  28 broken, as glass; split; split open [1.7]
Explanations in French  29 brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8]
Analogs  30  manamika, 31  misaraka, 32  mitsefoka, 33  mivava, 34  miveraka, 35  tapaka, 36  tresaka, 37  Triatra, 38  vaky hentana
Combinations  39  104 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vaky
Proverbs  40  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 41  vaky
Part of speech  42  noun
Explanations in Malagasy  43 Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro
44 Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1]
Explanations in French  45 Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196]
Combinations  46  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vaky
Proverbs  47  Proverbs containing that word

Anagrams  48 kavy, 49 kivà, vaky, 50 vika

Updated on 2026/04/22