|
|
|
|

Entry 1  miveraka
Root  2 veraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra
8 Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako
9 Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony
10 Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1]
Explanations in French  11 s'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196]

Anagrams  12 miravake, miveraka

Updated on 2026/04/20