|
|
|
|

Entry 1  misaraka
Root  2 saraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto
9 Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao
10 Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika. [1.1]
Explanations in English  11 to separate [1.7]
Explanations in French  12 se séparer [1.8]
Examples  13  Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [2.471#67]
Analogs  14  manangana entra, 15  miala, 16  mialanalana, 17  mibifona, 18  mielakelaka, 19  miempaka, 20  miendaka, 21  mihalangalana, 22  mihataka, 23  mikipaka, 24  misara-bazana, 25  misintaka, 26  misintona, 27  mitsoaka, 28  mivaky, 29  mizara
Combinations  30  11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misaraka
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Anagrams  32 maka sary, misaraka

Updated on 2026/04/22