|
|
|
|

Entry (1/2) 1  vady
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso) [1.1]
Explanations in English  22 a spouse [1.7]
Explanations in French  23 époux, épouse [1.3#797, 1.8]
Examples  24  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4#9]
Vocabulary  25  Relationships: family
Analogs  26  andefimandry, 27  anjara, 28  anjara tokantrano, 29  Namana, 30  taolan-tehezana, 31  tokantrano
Combinations  32  65 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vady
Proverbs  33  Proverbs containing that word
Article  34 Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Entry (2/2) 35  vady
Part of speech  36  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  42 Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
43 Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily [1.1]
Explanations in English  44 one of a pair [1.7]
Explanations in French  45 ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3#797]
46 l'un d'une paire [1.8]
Analogs  47  andefimandry, 48  anjara, 49  anjara tokantrano, 50  Namana, 51  taolan-tehezana, 52  tokantrano
Combinations  53  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vady
Proverbs  54  Proverbs containing that word

Anagrams  55 davy, 56 divà, diva, vady

Updated on 2026/08/13