|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mivady
Root  2 vady
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antambahoaka] milely [1.78]
9 Miray
10 Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory
11 Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady [1.1]
Explanations in French  12 Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) [1.3]
13 s'accoupler, se marier [1.13]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivady
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 16  mivady
Root  17 vady
Part of speech  18  active verb
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
Explanations in Malagasy  22 Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy
23 Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1]
Explanations in French  24 Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [1.3]
Combinations  25  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivady

Updated on 2026/04/21