|
|
|
|

Entry 1  anambadiana
Root  2 vady
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples  8  Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée) [1.3#797]
9  Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany; [2.48#356]
10  Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny [2.324]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21