|
|
|
|

Entry 1  tolona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 [toloña] [Antambahoaka+Bezanozano] ady (lalao) [1.78]
20 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
21 Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1]
Explanations in French  22 lutte [1.13]
Examples  23  Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472#195]
Vocabulary  24  Game
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Combinations  70  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tolona
Proverbs  71  Proverbs containing that word

Anagrams  72 ntaolo, tolona

Updated on 2026/04/21