|
|
|
|

Entry 1  mitolona
Root  2 tolona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy
9 Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny
10 Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1]
11 [Antambahoaka] manao tolona [1.78]
Examples  12  mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472#194]
Synonyms  13 mifampitolona
Analogs  14  mamia, 15  mamihina, 16  mangeja, 17  mangia, 18  Mibeda
Combinations  19  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitolona
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  mitolona, 21 tolomina

Updated on 2026/04/22