| Entry | 1 daka |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
11 Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina
12 Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1] |
| Explanations in English |
13 a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka
[1.2] 14 a kick [1.7] |
| Explanations in French |
15 Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied)
16 Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3] 17 coup de pied [1.8] |
| Examples |
18 Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany
[2.472]
19 Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470] |
| Analogs | 20 ambadika, 21 ankoatra, 22 ankodina, 23 antongomby, 24 antsatoka, 25 dakabe, 26 diamanga, 27 kapatokana, 28 kopala, 29 tsipaka |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Combinations | 75 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word daka |
| Proverbs | 76 Proverbs containing that word |
| Anagrams | daka, 77 kada |
| Updated on 2026/04/22 |
|