|
|
|
|

Entry teny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy
Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto"
Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao?
Explanations in English A word; speech; a language [1.7]
Explanations in French Mot [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
 Parole [1.3, 1.8, 1.5]
 Proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [1.3]
 Ordre [1.5]
 Langue [1.8, 1.13]
 Langage [1.8]
Examples 
1ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany? [2.131]
2ary izao no teny nentiny nila azy: [2.293]
3-Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha. [2.324]
4Atao dikan' ilay teny grika hoe: [1.38]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : teny, teniko, teninao, teniny, tenintsika, teninay, teninareo, tenin', tenin-, tenim-
Derivatives 

Entry teny
Part of speech adverb, past form [full list]
Explanations in Malagasy Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [1.1]
Examples Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny [2.324]
Analogs  eny

Updated on 2024/03/21