|
|
|
|

Entry1 miteny
Root  2teny
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha.
5Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao.
6Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo.
7Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo".. [1.1#729]
Explanations in English  8to speak, to tell; to admonish. [1.7]
Explanations in French  9parler, dire; admonester. [1.3#696, 1.8]
10discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement). [1.3#696]
Examples  11 Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho; [2.324#]
12 Aza manapaka an-drainao raha miteny izy. [2.270#]
13 Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba. [2.69#]
Morphology 
14 Present :
15 Past :
16 Future :
17 Imperative :
Analogs  18 latsabava, 19 loabolana, 20 milaza, 21 miloabava, 22 miloapeo, 23 mivolana
All compound words  2415 combinations of this word
Proverbs  25 Proverbs containing that word

Anagrams  26 mienty, 27 miteny

Updated on 2025/11/02