|
|
|
|

Entry 1  manaranaka
Root  2 taranaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý
8 Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1]
9 mifindra amin'ny taranaka [1.13]
Explanations in French  10 héréditaire [1.13]
Vocabulary  11  Biology

Updated on 2026/04/20