|
|
|
|

Entry (1/3) 1  takalo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  28 Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho
29 Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [1.1]
30 endrika ifanakalozana, entana mivantana [1.13]
Explanations in English  31 barter, exchange; that which is given in barter [1.7]
Explanations in French  32 échange, troc [1.3, 1.8, 1.13]
33 ce qu'on donne en échange [1.8]
Examples  34  Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo. [2.293#10]
35  Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary [2.48#126]
36  Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana. [2.472#151]
Combinations  37  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word takalo
Proverbs  38  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 39  takalo
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41 [Sakalava] Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [1.1]
Vocabulary  42  Zoology: fishes

Entry (3/3) 43  Takalo
Part of speech  44  name (book title) [Full list]
Author  45 Vaviroa Marcelline
Publishings  46  Dodo vole. 2014. Height: 22cm. Width: 31cm.

Anagrams  47 Lakato, lakato, 48 lotaka, takalo, 49 tolaka

Updated on 2026/08/07