|
|
|
|

Entry 1  manakalo
Root  2 takalo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manolo: Manakalo fanaka
9 Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1]
Explanations in English  10 to exchange, to barter [1.7]
Explanations in French  11 échanger, troquer [1.3, 1.8]
Examples  12  Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117#]
13  Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508#]
14  Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437#]
Other spellings  15 manatakalo
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 lamokana, 18 malokaña, manakalo, 19 manaloka, 20 manolaka, manôlaka

Updated on 2026/08/19