|
|
|
|

Entry 1  ifanakalozana
Root  2 takalo
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Taratasy no ifanakalozany amin'izay fotoana izay. [2.117#118]
8  Eo anivon'ny Fokontany, ny vokatra fihinana toy ny tsako, balahazo, bele dia "atero ka alao" ifanakalozana ao anatin'ny fianakaviana ihany matetika fa tsy amidy. [2.606#59]

Updated on 2026/04/19