|
|
|
|

Entry 1  ratsy
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  22 Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao
23 Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany
24 Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra
25 Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1]
Explanations in English  26 bad; wicked [1.7]
Explanations in French  27 mauvais [1.3#516, 1.8]
28 méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516]
Examples  29  Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48#36]
30  Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472#55]
31  Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285]
32  Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187]
33  Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162]
34  Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8]
Antonyms  35 tsara
Analogs  36  benahoana, 37  eo ho eo, 38  fatritran-javatra, 39  ratsiratsy, 40  tsy mahomby, 41  tsy manahoana, 42  tsy manjary, 43  tsy tsara, 44  tsy vanona, 45  tsizarizary
Combinations  46  82 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ratsy
Proverbs  47  Proverbs containing that word

Anagrams  ratsy, 48 satry, 49 sitra, 50 Tarsy

Updated on 2026/04/22