|
|
|
|

Entry 1  faharatsiana
Root  2 ratsy
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1]
Explanations in French  7 mauvais état, mauvaise qualité, laideur
8 méchanceté, malice, malheur [1.3]
Synonyms  9 haratsiana
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word faharatsiana

Anagrams  faharatsiana, 11 ifaratsahana

Updated on 2026/04/22