|
|
|
|

Entry 1  tsizarizary
Root  2 zary
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [1.1]
Explanations in English  11 bad, vicious, worthless [1.7]
Explanations in French  12 mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [1.8]
Examples  13  Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472#152]
14  bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470#151]

Anagrams  tsizarizary, 15 tsy zarizary

Updated on 2026/04/20