|
|
|
|

Entry 1  miharatsy
Root  2 ratsy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  7 devenir mauvais, aller de mal en pis [1.3#516]
Examples  8  ary tsy hitanay izay varotra miharatsy; [2.366#]
9  miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja. [2.471#]
10  Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana. [2.424#]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 mahisitra, miharatsy, 13 mihisatra, 14 misahatry

Updated on 2026/04/21