|
|
|
|

Entry (1/3) 1  rahona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  6 Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1]
Explanations in English  7 a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2]
8 a cloud [1.7]
Explanations in French  9 nuage [1.3#499, 1.8]
Examples  10  Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471#17]
11  Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#]
Vocabulary  12  Meteorology
Combinations  13  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word rahona
Proverbs  14  Proverbs containing that word
Article  15 Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
16 

Entry (2/3) 17  rahona
Part of speech  18  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  30 Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1]
Explanations in English  31 fig. a threat, a menace [1.2]
32 a threat, a menace [1.7]
Explanations in French  33 menace [1.3#499, 1.8]
Analogs  34  rahonavis
Combinations  35  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word rahona

Entry (3/3) 36  rahona
Part of speech  37  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in English  41 gilding [1.2]

Anagrams  42 harano, 43 harona, 44 Nahora, 45 rahano, rahona, 46 rohana

Updated on 2026/04/22