|
|
|
|

Entry (1/2) 1  rahonana
Root  2 rahona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tenenina mafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zavatr' olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy [1.1]
Explanations in English  9 to be threatened [1.2]
Explanations in French  10 Qu’on menace [1.3#499]
Examples  11  Tsy terena tsy vozonina izy no nilaza, ary tsy rahonana. [2.587#]
12  rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298#]

Entry (2/2) 13  rahonana
Root  14 rahona
Part of speech  15  passive verb
Explanations in English  16 to be overlaid with gold, silver, etc. [1.2]

Anagrams  17 hanarano, rahonana

Updated on 2026/04/20