|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mandrahona
Root  2 rahona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 [Sihanaka] manombana (ny andro) [1.78]
5 Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory [1.1]
Explanations in English  6 cloudy [1.2]
7 to be cloudy [1.7]
Explanations in French  8 être nuageux [1.3#499, 1.8]
9 être sombre, faire ombre [1.3#499]

Entry (2/3) 10  mandrahona
Root  11 rahona
Part of speech  12  active verb
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Explanations in Malagasy  17 Manaloka: Tokony hotapahina io hazo io fa mandrahona ny tranontsika
18 Manombana ho avy, mitrahotraho: Mitondrà elo fa mandrahona ny ranonorana
19 Manao fihetsehana milaza mialoha fa hamely, manambana: Mandrahona an' Ikoto Ramose ka mamitsaka Ikoto [1.1]
Explanations in English  20 to threaten [1.2, 1.7]
21 to menace [1.2]
Explanations in French  22 menacer [1.3#499, 1.8]
23 gronder [1.8]
Examples  24  Rah'a nahita ny tabataba niseho sy ny loza mandrahona ireto mpitondra entana dia nariany ny entana ka nitsoaka niverina izy. [2.588#]
25  Indrisy toa misy loza mandrakariva mandrahona eo amin' ny tatao-masony eo sy manoloana azy Toa hisy zavatra hianjera toa zavatra hikorontana o? [2.895#]
Combinations  26  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrahona

Entry (3/3) 27  mandrahòna
Root  28 rahona
Part of speech  29  imperative of active verb mandrahona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#499]

Anagrams  30 manandroha, mandrahona, mandrahòna, 31 mandrohana, 32 mandronaha, 33 manondraha

Updated on 2026/08/15