| Entry (1/2) | 1 mivonona |
| Root | 2 vonona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady
9 Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha 10 Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna [1.1] |
| Explanations in English |
11 to get ready to be prepared
[1.7] |
| Explanations in French |
12 être prêt, se préparer à faire une chose
[1.8] |
| Examples |
13 Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany.
[2.470#35]
|
| Analogs | 14 manatrika, 15 miatrana, 16 miomana, 17 misikina |
| Entry (2/2) | 18 mivonòna |
| Root | 19 vonona |
| Part of speech | 20 imperative of active verb mivonona [Full list] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mivonona, mivonòna |
| Updated on 2026/08/06 |
|